Vondrona Afrikana

Ny Vondrona Afrika(ni)na (VA) dia fikambanana firenena afrikanina voaforona tamin'ny 2002 tany Durban any Afrika Atsimo, araka ny fanambarana tany Syrte tamin'ny 9 Septambra 1999. Nandimby ny Firafitry ny Firaisana Afrikana ny vondrona afrikanina. Ny fametrahana ny andrim-panjakana (antenimiera panafrikana sy ny fivorian'ny fandriampahalemana sy ny fiarovana) dia nitranga tamin'ny Jolay 2003 tamin'ny fivoriana tany Maputo tany Mozambika.

Tahaka ny tanjon'ny Vondrona Eoropeanina, ny tanjony dia mitazona ny firenena mpikambana ho demokratika, ny zon'olombelona ary ny fivoarana ao Afrika, indrindra amin'ny alalan'ny fampiasam-bola avy any ivelany amin'ny alalàn'ny NEPAD Nouveau partenariat pour le développement de l'Afrique. Io tetikasa io dia nilaza fa ny fandriampahalemana sy ny demôkrasia dia zavatra tsy azo avela ho an'ny fivoarana maharitra.

Ankehitriny, ny vondrona Afrikanina dia miisa mpikambana 53 (afats'i Maroka, niala tao amin'ny vondrona afrikanina noho ny Sahara Andrefana niditra tao amin'io fikambanana io). Ny firenena efatra voahanton'ny vondrona Afrikanina dia Niger, Maoritania, Madagasikara ary ny Ginea ; fadian' ny lalampanorenan'ny Vondrona Afrikanina ny maka ny fahefana amin'ny alàlan'ny fanonganam-panjakana.

Ny teny ampiasaina ao amin'ny vondrona Afrikanina dia teny rehetra avy ao Afrika. Fa ny tena miasa indrindra dia ny teny anglisy, arabo, frantsay, espaniola, portogey ary ny teny soahily.

  • jereo koa

Jereo koa

Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Other Languages
Afrikaans: Afrika-unie
Alemannisch: Afrikanische Union
aragonés: Unión Africana
asturianu: Xunión Africana
azərbaycanca: Afrika İttifaqı
žemaitėška: Afrėkas Sājonga
беларуская: Афрыканскі Саюз
беларуская (тарашкевіца)‎: Афрыканскі зьвяз
български: Африкански съюз
brezhoneg: Unaniezh Afrika
bosanski: Afrička unija
нохчийн: Африкан барт
čeština: Africká unie
English: African Union
Esperanto: Afrika Unio
español: Unión Africana
français: Union africaine
Nordfriisk: Afrikoonsk Union
Fiji Hindi: African Union
hrvatski: Afrička unija
interlingua: Union African
Bahasa Indonesia: Uni Afrika
Interlingue: African Union
italiano: Unione africana
la .lojban.: friko gunma
Basa Jawa: Uni Afrika
къарачай-малкъар: Африкан бирлик
kernowek: Unyans Afrika
Кыргызча: Африка бирлиги
Limburgs: Afrikaanse Unie
lumbaart: Üniun Africana
lietuvių: Afrikos Sąjunga
македонски: Африканска Унија
Bahasa Melayu: Kesatuan Afrika
Mirandés: Ounion Africana
မြန်မာဘာသာ: အာဖရိကသမဂ္ဂ
مازِرونی: آفریقا اتحادیه
नेपाल भाषा: अफ्रिकन युनियन
Nederlands: Afrikaanse Unie
norsk nynorsk: Den afrikanske unionen
Sesotho sa Leboa: African Union
Piemontèis: Union African-a
português: União Africana
tarandíne: Aunìone Africane
русиньскый: Африцька унія
srpskohrvatski / српскохрватски: Afrička unija
Simple English: African Union
slovenčina: Africká únia
slovenščina: Afriška unija
Soomaaliga: Midowga Afrika
српски / srpski: Афричка унија
Basa Sunda: Uni Afrika
Kiswahili: Umoja wa Afrika
Türkçe: Afrika Birliği
татарча/tatarça: Африка Берлеге
українська: Африканський Союз
Tiếng Việt: Liên minh châu Phi
吴语: 非洲联盟
მარგალური: აფრიკაშ რსხუ
中文: 非洲联盟
Bân-lâm-gú: Hui-chiu Cho͘-ha̍p
粵語: 非洲聯盟