Ranomasina Mediteranea

Ny tôpôlôjian'ny ranomasina Mediteranea

Ny Ranomasina Mediteranea dia ranomasina any atsimo andrefan'i Eorazia, ary ranomasina any avaratr'i Afrika. Ny halavany avy any andrefana hatrany atsinanana dia misy 4 000 km kilometatra, ary 1 800 km ny halalany.

Ny ranomasina Mediteranea dia manasaraka ny kontinenta Afrikanina sy ny kontinenta Eoropeanina. Ny andilan-tanin'i Suez fotsiny ny tany ifandraisan'i Afrika sy ny kontinenta Eorazianina. Ny andilan-drfanomasin'i Gibraltar dia manasaraka an'i Espaina sy i Afrika Avaratra, 14 kilometatra monja ny halaviran'i Afrika avaratra sy i Eoropa Andrefana.

Ny anarana Mediteranea dia midika "ranomasina eo anivon'ny tany", na mare medi tera amin'ny teny latina (araka an'i Isidora avy any Sevila tamin'ny taonjaoto faha 7).

Nandritra ny Andro Taloha, ny ranomasina Mediteranea dia lalan'ny sambo sy lalan'ny entan-barotra, ahafahan'ny fifandraisana ara-barotra sy ara-kolontsaina eo amin'ny mponina mipetraka manodidina an'i Mediteranea - ny kolontsain'i Mezôpôtamia, i Ejipta, ny kolontsaina semitika, persana, fenisianina, kartajinianina, grika ary romana. Ny tantaran'i Mediteranea dia zava-dehibe amin'ny fiaviana sy ny fivoaran'ny haifomba any Andrefana.

Etimôlôjia

Ny ranomasina Mediteranea hita avy ao Menton, eo Frantsa

Ny teny Mediteranea dia avy amin'ny teny latina meditarraneus midika "eo anivon'ny tany", eo anivon'ny "tontolo fantatra" (fantatry ny eoropeanina) mazava ho azy, ao amin'ny teny hioe Mediteranea dia misy fototeny roa : medius ("anivo") ary terra ("tany").

  • Ny salasalan'ny halalin'ny ranomasina Mediteranea dia misy 1 500 m eo ho eo. Ny tena faritra lalina indrindra dia ny ranomasina Ionianina (-5 121 m)eo amin'ny ranomasina Ionianina eo amin'ny halon'ny Matapan (aikaikin'ny Pelôpônezy).
  • Ny velaran'ny ranomasina Mediteranea dia misy 2,5 tapitrisa km² (3 tapitrisa miaraka amin'ny ranomasina Mainty, 1%n'ny tontalin'ny ranomasina
  • Ny hadiriny dia misy 3,7 tapitrisa km3

Ny halavan'ny amorontsiraka dia misy 46 000 kilometatra. Ny ranomasina Mediteranea dia misy dobo roa: ny voalohany dia manana velarana 0,85 tapitrisa km2 ary ny faharoa dia manana velarana 1,65 tapitrisa km2.

Other Languages
адыгабзэ: Хыгурыт
Afrikaans: Middellandse See
Alemannisch: Mittelmeer
aragonés: Mar Mediterrania
Ænglisc: Wendelsǣ
ܐܪܡܝܐ: ܝܡܐ ܪܒܐ
অসমীয়া: ভূমধ্য সাগৰ
asturianu: Mar Mediterraneu
azərbaycanca: Aralıq dənizi
башҡортса: Урта диңгеҙ
Boarisch: Middlmeea
žemaitėška: Vėdoržemė jūra
Bikol Central: Dagat Mediterraneo
беларуская: Міжземнае мора
беларуская (тарашкевіца)‎: Міжземнае мора
български: Средиземно море
भोजपुरी: रूम सागर
Banjar: Laut Tangah
bamanankan: Mediterane Baji
brezhoneg: Mor Kreizdouar
bosanski: Sredozemno more
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Dê-dṳ̆ng-hāi
qırımtatarca: Aq deñiz
Deutsch: Mittelmeer
dolnoserbski: Srjejźne mórjo
emiliàn e rumagnòl: Mêr Mediteràni
Esperanto: Mediteraneo
eesti: Vahemeri
euskara: Mediterraneoa
estremeñu: Mari Mediterráneu
فارسی: مدیترانه
suomi: Välimeri
Võro: Vaihõmeri
Nordfriisk: Madlunsia
贛語: 地中海
Avañe'ẽ: Para Yvy mbytépe
客家語/Hak-kâ-ngî: Thi-chûng-hói
Fiji Hindi: Mediterranean Sea
hrvatski: Sredozemno more
hornjoserbsce: Srjedźne morjo
Արեւմտահայերէն: Միջերկրական Ծով
interlingua: Mediterraneo
Bahasa Indonesia: Laut Tengah
Interlingue: Mediterraneo
日本語: 地中海
la .lojban.: mijytu'a xamsi
Qaraqalpaqsha: Jer orta teńizi
Taqbaylit: Ilel Agrakal
Адыгэбзэ: ЩIылъэку Хы
한국어: 지중해
Перем Коми: Мушӧр саридз
kernowek: Mor Kres
Lëtzebuergesch: Mëttelmier
Lingua Franca Nova: Mar Mediteraneo
lumbaart: Mar Mediterani
lingála: Mediterané
latviešu: Vidusjūra
Minangkabau: Lauik Mediterania
македонски: Средоземно Море
Bahasa Melayu: Laut Mediterranean
မြန်မာဘာသာ: မြေထဲပင်လယ်
مازِرونی: مدیترانه دریا
Napulitano: Mar Mediterraneo
Plattdüütsch: Middellannsche See
Nedersaksies: Middellaanse Zee
Nederlands: Middellandse Zee
norsk nynorsk: Middelhavet
Nouormand: Mé du Mitan
Diné bizaad: Médíwííyin Sii
Papiamentu: Laman Mediteranio
Piemontèis: Mar Mediterani
پنجابی: رومی سمندر
português: Mar Mediterrâneo
rumantsch: Mar Mediterrana
armãneashti: Amarea Mediteranâ
tarandíne: Mar Mediterranèe
русиньскый: Середоземне море
srpskohrvatski / српскохрватски: Sredozemno more
Simple English: Mediterranean Sea
slovenčina: Stredozemné more
slovenščina: Sredozemsko morje
Soomaaliga: Bada Dhexe
српски / srpski: Средоземно море
Seeltersk: Middelmeer
svenska: Medelhavet
Türkmençe: Ortaýer deňzi
Türkçe: Akdeniz
татарча/tatarça: Урта диңгез
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: يەر ئوتتۇرا دېڭىزى
українська: Середземне море
oʻzbekcha/ўзбекча: Oʻrta dengiz
vepsän kel’: Keskmeri
Tiếng Việt: Địa Trung Hải
Volapük: Zänodamel
吴语: 地中海
მარგალური: სქირონაშქა ზუღა
中文: 地中海
文言: 地中海
Bân-lâm-gú: Tē-tiong-hái
粵語: 地中海