Nizeria

Federal Republic of Nigeria ((en))
Jamhuriyar Taraiyar Nijeriya ha
Njíkötá Óchíchìiwù Naíjíríà ig
Àpapọ̀ Olómìnira ilẹ̀ Nàìjíríà yo
Repoblika Federalin'i Nizeria ((mg))
Sain'i NizeriaMari-piandrian'i Nizeria
(Antsipirihany)(Antsipirihany)
Teny filamatra : Unity and Faith, Peace and Progress
(Firaisana, Finoana, Fandriam-pahalemana ary Fivoarana)
Nigeria (orthographic projection).svg
Teny ofisialyAnglisy
Tenim-pirenena

Haosa
Igbo
Yoroba

RenivohitraAbuja
9°10′N 7°10′E / 9°10′N 7°10′E / 9.167; 7.167
Tanàna lehibe indrindraLagos
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
- Filoha andefitra
Repoblika Fedelady
Muhammadu Buhari
Yemi Osinbajo
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 32
923 768 km²
1,4 %
Isam-ponina
 - Tontaliny (2012)
 - hakitroka
faha 7
170 123 740 mpo.
184.2 mpo./km²

Anaran'ny mponinaNizerianina
IDH (2011)midina 0,448 (ambany) faha-142
Sandam-bolaNaira (NGN)
Faritr'oraUTC +1
Hiram-pirenenaNigeria's Call Obey
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+234

Nizeria, Nijeria (amin'ny fiteny anglisy : Nigeria) izany hoe Repoblika Federalin'i Nizeria (amin'ny teny anglisy Federal Republic of Nigeria) dia firenena ao amin'ny faritra afovoan'i Afrika ary firenena be mponina indrindra ao Afrika. Ny isam-poniny tamin'ny toana 2011 dia 162 tapitrisa mponina. Na dia firenena manan-karena aza i Nizeria amin'ny famokarany solintany be dia be, mahantra ny ankamaroan'ny mponina ao amin'ilay firenena. Ny antony mahatonga izay dia fisian'ny kolikoly. Na dia izany aza, firenena faharoa lehibe indrindra ara-toekarena i Nizeria, aorian'i Afrika Atsimo ary eo alohan'i Ejipta. Ny fifidianana izay nitranga tamin'ny taona 2011 no lazain'ny fianankaviambe iraisam-pirenena fa malalaka, ary mangarahara indrindra hatry ny fahaleovantenan'ilay firenena tamin'ny 1960.

Manomboka ny taona 1991, Abuja no renivohitr'i Nizeria. Ny fiteny ofisialy dia ny fiteny anglisy, ireo lazaina fa tenim-pirenena dia ny fiteny yoroba sy ny fiteny igbo ao Atsimo ary ny fiteny haosa izay tenenina any amin'ny faritra avaratr'i Nizeria.

  • jeografia

Jeografia

Ao amin'i helotranon'i Ginea no misy an'i Nizeria. Ny halava manontolon'ny sisintanin'i Nizeria dia 4 047 km ; ary 853 km no halavan'ny amorontsirak'i Nizeria. Ny firenena mizara sisintany amin'i Nizeria dia Kamerona, Nizera ary Tsady.


Nuvola apps ksig.png
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.

Other Languages
Acèh: Nigeria
адыгабзэ: Нигерие
Afrikaans: Nigerië
Akan: Alata man
Alemannisch: Nigeria
አማርኛ: ናይጄሪያ
aragonés: Nicheria
Ænglisc: Nigeria
العربية: نيجيريا
অসমীয়া: নাইজেৰিয়া
asturianu: Nixeria
azərbaycanca: Nigeriya
تۆرکجه: نیجریه
башҡортса: Нигерия
Boarisch: Nigeria
žemaitėška: Nigerėjė
Bikol Central: Nigerya
беларуская: Нігерыя
беларуская (тарашкевіца)‎: Нігерыя
български: Нигерия
भोजपुरी: नाइजीरिया
Bahasa Banjar: Nigeria
bamanankan: Nijeria
བོད་ཡིག: ནི་ཇི་རི་ཡ།
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী: নাইজেরিয়া
brezhoneg: Nigeria
bosanski: Nigerija
буряад: Нигери
català: Nigèria
Chavacano de Zamboanga: Nigeria
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Nigeria
нохчийн: Нигери
Cebuano: Nigeria
ᏣᎳᎩ: ᏂᏥᎵᏯ
کوردی: نێجیریا
qırımtatarca: Nigeriya
čeština: Nigérie
Чӑвашла: Нигери
Cymraeg: Nigeria
dansk: Nigeria
Deutsch: Nigeria
Zazaki: Nicerya
dolnoserbski: Nigerija
डोटेली: नाइजेरिया
ދިވެހިބަސް: ނައިޖީރިއާ
eʋegbe: Naidzeria
Ελληνικά: Νιγηρία
English: Nigeria
Esperanto: Niĝerio
español: Nigeria
eesti: Nigeeria
euskara: Nigeria
estremeñu: Nigéria
فارسی: نیجریه
Fulfulde: Niiseriya
suomi: Nigeria
Võro: Nigeeriä
føroyskt: Nigeria
français: Nigeria
arpetan: Nig·èria
Nordfriisk: Nigeeria
Frysk: Nigearia
Gaeilge: An Nigéir
Gagauz: Nigeriya
贛語: 尼日利亞
Gàidhlig: Nìgeiria
galego: Nixeria
Avañe'ẽ: Nihéria
ગુજરાતી: નાઇજીરીયા
Gaelg: Yn Naigeer
Hausa: Nijeriya
客家語/Hak-kâ-ngî: Nigeria
עברית: ניגריה
हिन्दी: नाईजीरिया
Fiji Hindi: Nigeria
hrvatski: Nigerija
hornjoserbsce: Nigerija
Kreyòl ayisyen: Nijerya
magyar: Nigéria
Հայերեն: Նիգերիա
interlingua: Nigeria
Bahasa Indonesia: Nigeria
Interlingue: Nigeria
Igbo: Naijiria
Ilokano: Nigeria
ГӀалгӀай: Нигери
Ido: Nigeria
íslenska: Nígería
italiano: Nigeria
Patois: Naijiiria
la .lojban.: nixerias
Basa Jawa: Nigéria
ქართული: ნიგერია
Qaraqalpaqsha: Nigeriya
Taqbaylit: Nijirya
Kabɩyɛ: Naajeeriya
Kongo: Nizeria
Gĩkũyũ: Nigeria
қазақша: Нигерия
ಕನ್ನಡ: ನೈಜೀರಿಯ
한국어: 나이지리아
kurdî: Nîjerya
kernowek: Nijeri
Кыргызча: Нигерия
Latina: Nigeria
Ladino: Nijeria
Lëtzebuergesch: Nigeria
лезги: Нигерия
Lingua Franca Nova: Nijeria
Luganda: Nigeria
Limburgs: Nigeria
Ligure: Nigeria
lumbaart: Nigeria
lingála: Nizeria
لۊری شومالی: نیجریٱ
lietuvių: Nigerija
latgaļu: Nigereja
latviešu: Nigērija
Baso Minangkabau: Nigeria
македонски: Нигерија
മലയാളം: നൈജീരിയ
монгол: Нигери
кырык мары: Нигери
Bahasa Melayu: Nigeria
Malti: Niġerja
مازِرونی: نیجریه
Nāhuatl: Nigeria
Plattdüütsch: Nigeria
Nedersaksies: Nigeria
नेपाली: नाइजेरिया
नेपाल भाषा: नाइजेरिया
Nederlands: Nigeria
norsk nynorsk: Nigeria
norsk: Nigeria
Novial: Nigeria
Sesotho sa Leboa: Nigeria
occitan: Nigèria
Livvinkarjala: Nigerii
ଓଡ଼ିଆ: ନାଇଜେରିଆ
Ирон: Нигери
ਪੰਜਾਬੀ: ਨਾਈਜੀਰੀਆ
Kapampangan: Nigeria
Papiamentu: Nigeria
Pälzisch: Nigeria
Norfuk / Pitkern: Niijiirya
polski: Nigeria
Piemontèis: Nigeria
پنجابی: نائیجیریا
português: Nigéria
Runa Simi: Niqirya
română: Nigeria
tarandíne: Nigerie
русский: Нигерия
русиньскый: Ніґерія
Kinyarwanda: Nijeriya
संस्कृतम्: नैजीरिया
саха тыла: Нигерия
sardu: Nigéria
sicilianu: Nigeria
Scots: Nigerie
davvisámegiella: Nigeria
Sängö: Nizerïa
srpskohrvatski / српскохрватски: Nigerija
Simple English: Nigeria
slovenčina: Nigéria
slovenščina: Nigerija
Gagana Samoa: Nigeria
chiShona: Nigeria
Soomaaliga: Nayjeeriya
shqip: Nigeria
српски / srpski: Нигерија
SiSwati: INayijeriya
Sesotho: Nigeria
Seeltersk: Nigeria
Basa Sunda: Nigéria
svenska: Nigeria
Kiswahili: Nigeria
ślůnski: Ńigeryjo
தமிழ்: நைஜீரியா
తెలుగు: నైజీరియా
тоҷикӣ: Нигерия
ትግርኛ: ናይጂሪያ
Türkmençe: Nigeriýa
Tagalog: Nigeria
Tok Pisin: Naijiria
Türkçe: Nijerya
Xitsonga: Nayjeriya
татарча/tatarça: Нигерия
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: نىگېرىيە
українська: Нігерія
oʻzbekcha/ўзбекча: Nigeriya
vèneto: Nigeria
vepsän kel’: Nigerii
Tiếng Việt: Nigeria
West-Vlams: Nigeria
Volapük: Nigeriyän
walon: Nidjeria
Winaray: Nigeria
Wolof: Niseeria
吴语: 尼日利亚
isiXhosa: INigeria
მარგალური: ნიგერია
ייִדיש: ניגעריע
Yorùbá: Nàìjíríà
Vahcuengh: Nizywlihya
Zeêuws: Niheria
中文: 奈及利亞
文言: 尼日利亞
Bân-lâm-gú: Nigeria
粵語: 尼日利亞
isiZulu: INigeria