Madagasikara

((mg))
((mg))
Repoblikan'i Madagasikara ((mg))
Sainan'i MadagasikaraMari-piandrian'i Madagasikara
(Antsipirihany)(Antsipirihany)
Teny filamatra : Fitiavana, Tanindrazana, Fandrosoana
MDG orthographic.svg
Teny ofisialymalagasy
frantsay
RenivohitraAntananarivo
18°54′57″S 47°31′18″E / 18°54′57″S 47°31′18″E / -18.91583; 47.52167
Tanàna lehibe indrindraAntananarivo
Fitondrana sy governemanta
 - Filoha
- Praiminisitra
Repoblika
Hery Rajaonarimampianina
NTSAY Christian
Velarantany
 - Tontaliny
 - Rano (%)
faha 46
587 040 km²
0,95
Isam-ponina
 - Tontaliny (2010)
 - hakitroka
faha 53
22 005 222 mpo.
36.25 mpo./km²

Anaran'ny mponinaMalagasy
Sandam-bolaAriary (MGA)
Faritr'oraUTC +3
Hiram-pirenenaRy Tanindrazanay malala ô
Valan-tsehatra internet
Antso
an-tariby
+261

Madagasikara na Repoblikan'i Madagasikara (anarana ofisialy) dia firenena ao amin'ny Ranomasimbe Indianina. Fitambarana nosy i Madagasikara raha amin'ny lafin'ny firenena no jerena. Madagasikara ihany koa no iantsoina ilay nosy malagasy lehibe miendrika tongotra havia. Nosy fahefatra lehibe indrindra eto an-tany ny nosy Madagasikara. Toerana fonenan'ny 5%-n'ny biby sy zavamaniry misy eto amin'izao tontolo izao; ka mihoatra ny 80%-n'ireo dia Madagasikara irery ihany no manana azy (na ahitana azy eto an-tany).Voasokajy ao anatin'ireo ny Gidro sy ny Rajako isankarazany, ny fosa, ny fianakaviam-borona telo (3) sy zava-maniry toy ny Renala izay ahitana sokajy karazany valo (8) izay tsy hita amin'ny toeran-kafa ny enina (6).

I Madagasikara dia nipoitra tamin'nny fiparitahan'ny kaontinanta Gondwana tamin'ny taona tamin'ny taona -35 tapitrisa talohan'i Jesoa Kristy : voalohany i Madagasikara ary i India dia nisaraka tamin'i Afrika ary dimampolo tapitrisa taona taoriana, nisaraka tamin'i India i Madagasikara ary nitokana teo hatramin'izao fotoana izao. Noho izany dia tsy hita na aiza na aiza afatsy any Madagasikara ny valopolo isan-jaton'izay karazam-biby sy karazan-javatra misy any. Misy faritra ekolojika maromaro ao Madagasikara ary mihakely dia mihakely ireo faritra ekôlôjika noho ny asan'ny olombelona (tavy, fandringanana ny ala, fihazana ny biby) ; ankehitriny dimy amin'ny sivipolo isan-jaton'ny ala taloha no voaringana.

Araka ny arkeolojia, ny olona voalohany indrindra tonga tao Madagasikara dia tonga teo amin'ny 300-500 taorian'i Jesoa Kristy. Ireo mponina ireo dia mponina aostrônezianina avy any Borneo, ao Indonesia. Tonga fitonjato taona taty aoriana ireo mponina Bantoa niampita ny lakandranon'i Mozambika, ireo arabo avy any avaratra, ireo karana ary ireo sinoa. Tamin'ny taonjato faha fito ambin'ny folo, nanomboka nanjanaka an'i Madagasikara ny frantsay (Fort-Dauphin, Diego-Suarez). Samy manana ny anjarany ao amin'ny fiainana ara-kolontsaina malagasy ankehitriny ireo mponina nipetraka ary mipetraka tao Madagasikara ireo.

Nandritra ny taonjato faha 19, ny nosin'i Madagasikara dia voazakan'ny Fanjakan'i Madagasikara, nihongana tamin'ny fanafihan'ny frantsay tamin'ny 1895. Ny Governemanta malagasy voalohany dia tamin'ny 10 Oktobra 1958 ary tamin'ny 1960, nahazo ny fahaleovantenany Madagasikara tao aorian'ny tolon'ny tia-tanindrazana. Madagasikara no anisan'ny firenena voalohany nahazo fahaleovantena tao amin'ny faritry ny Ranomasimbe Indianina ary anisan'ny voalohany indrindra tao amin'ny faritra atsimon' Afrika.

Other Languages
Acèh: Madagaskar
Afrikaans: Madagaskar
Alemannisch: Madagaskar
አማርኛ: ማዳጋስካር
aragonés: Madagascar
Ænglisc: Madagascar
العربية: مدغشقر
asturianu: Madagascar
azərbaycanca: Madaqaskar
تۆرکجه: ماداقاسکار
башҡортса: Мадагаскар
žemaitėška: Madagaskars
Bikol Central: Madagaskar
беларуская: Мадагаскар
беларуская (тарашкевіца)‎: Мадагаскар
български: Мадагаскар
भोजपुरी: मेडागास्कर
Bislama: Madagaskar
Bahasa Banjar: Madagaskar
bamanankan: Madagaskar
বিষ্ণুপ্রিয়া মণিপুরী: মাদাগাস্কার
brezhoneg: Madagaskar
bosanski: Madagaskar
буряад: Мадагаскар
català: Madagascar
Chavacano de Zamboanga: Madagascar
Mìng-dĕ̤ng-ngṳ̄: Madagascar
нохчийн: Мадагаскар
Cebuano: Madagascar
Tsetsêhestâhese: Madagascar
qırımtatarca: Madagaskar
čeština: Madagaskar
Cymraeg: Madagasgar
dansk: Madagaskar
Deutsch: Madagaskar
Zazaki: Madagaskar
dolnoserbski: Madagaskar
डोटेली: मडागास्कर
ދިވެހިބަސް: މަޑަގަސްކަރަ
eʋegbe: Malagasi
Ελληνικά: Μαδαγασκάρη
English: Madagascar
Esperanto: Madagaskaro
español: Madagascar
eesti: Madagaskar
euskara: Madagaskar
estremeñu: Madagascal
suomi: Madagaskar
Võro: Madagaskar
Na Vosa Vakaviti: Madagasikar
føroyskt: Madagaskar
français: Madagascar
arpetan: Madagascâr
Nordfriisk: Madagaskar
Frysk: Madagaskar
Gaeilge: Madagascar
Gagauz: Madagaskar
Gàidhlig: Madagascar
galego: Madagascar
Avañe'ẽ: Mandagaka
ગુજરાતી: મડાગાસ્કર
Gaelg: Madagascar
Hausa: Madagaskar
客家語/Hak-kâ-ngî: Madagascar
עברית: מדגסקר
हिन्दी: मेडागास्कर
Fiji Hindi: Madagascar
hrvatski: Madagaskar
hornjoserbsce: Madagaskar
Kreyòl ayisyen: Madagaskar
magyar: Madagaszkár
հայերեն: Մադագասկար
interlingua: Madagascar
Bahasa Indonesia: Madagaskar
Interlingue: Madagascar
Ilokano: Madagascar
íslenska: Madagaskar
italiano: Madagascar
Patois: Madagiaska
Basa Jawa: Madagaskar
ქართული: მადაგასკარი
Qaraqalpaqsha: Madagaskar
Taqbaylit: Madagaskar
Kabɩyɛ: Madakasɩkarɩ
Kongo: Malagasi
Gĩkũyũ: Madagascar
қазақша: Мадагаскар
kalaallisut: Madagascar
kurdî: Madagaskar
kernowek: Madagaskar
Кыргызча: Мадагаскар
Latina: Madagascaria
Ladino: Madagaskar
Lëtzebuergesch: Madagaskar
Lingua Franca Nova: Madagasicara
Luganda: Madagascar
Limburgs: Madagaskar
Ligure: Madagascar
lumbaart: Madagascar
lingála: Madagasikari
لۊری شومالی: ماداگاسکار
lietuvių: Madagaskaras
latgaļu: Madagaskars
latviešu: Madagaskara
Māori: Marakāhia
Baso Minangkabau: Madagaskar
македонски: Мадагаскар
മലയാളം: മഡഗാസ്കർ
монгол: Мадагаскар
кырык мары: Мадагаскар
Bahasa Melayu: Madagaskar
Malti: Madagaskar
مازِرونی: ماداگاسکار
Nāhuatl: Madagascar
Plattdüütsch: Madagaskar
Nedersaksies: Madagaskar
नेपाली: माडागास्कर
नेपाल भाषा: मादागास्कर
Nederlands: Madagaskar
norsk nynorsk: Madagaskar
norsk: Madagaskar
Novial: Madagaskar
Sesotho sa Leboa: Madagascar
occitan: Madagascar
Livvinkarjala: Madagaskar
Oromoo: Madagaskaar
ਪੰਜਾਬੀ: ਮਾਦਾਗਾਸਕਰ
Kapampangan: Madagascar
Papiamentu: Madagascar
Deitsch: Madagascar
Norfuk / Pitkern: Madagascar
polski: Madagaskar
Piemontèis: Madagascar
پنجابی: مڈغاسکر
Ποντιακά: Μαδαγασκάρην
português: Madagáscar
Runa Simi: Madagaskar
română: Madagascar
русский: Мадагаскар
Kinyarwanda: Madagasikari
संस्कृतम्: मडगास्कर
саха тыла: Мадагаскар
sicilianu: Madagascar
Scots: Madagascar
davvisámegiella: Madagaskar
Sängö: Madagaskära
srpskohrvatski / српскохрватски: Madagaskar
Simple English: Madagascar
slovenčina: Madagaskar
slovenščina: Madagaskar
Gagana Samoa: Madagascar
chiShona: Madagascar
Soomaaliga: Madagaskar
српски / srpski: Мадагаскар
SiSwati: IMadagasikha
Sesotho: Madagascar
Seeltersk: Madagaskar
Basa Sunda: Madagaskar
svenska: Madagaskar
Kiswahili: Madagaska
ślůnski: Madagaskar
తెలుగు: మడగాస్కర్
тоҷикӣ: Мадагаскар
ትግርኛ: ማዳጋስካር
Türkmençe: Madagaskar
Tagalog: Madagascar
Türkçe: Madagaskar
Xitsonga: Madagascar
татарча/tatarça: Мадагаскар
reo tahiti: Matatatihata
удмурт: Мадагаскар
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: ماداگاسكار
українська: Мадагаскар
اردو: مڈغاسکر
oʻzbekcha/ўзбекча: Madagaskar
vèneto: Madagascar
vepsän kel’: Madagaskar
Tiếng Việt: Madagascar
Volapük: Malagaseän
Winaray: Madagascar
მარგალური: მადაგასკარი
ייִדיש: מאדאגאסקאר
Yorùbá: Madagáskàr
Zeêuws: Madahaskar
Bân-lâm-gú: Madagascar
isiZulu: IMadagasika