Ady Lehibe Faharoa
English: World War II

  • ny ady lehibe faharoa (al2) dia ady mitam-piadanana maneran-tany izay naharitra nanomboka ny 1 septambra 1939 hatramin'ny 2 septambra 1945. io ady eran-tany io dia nanohitra toby roa : ny mpiray dina izay ahitana ireo firenena tandrefana toa i frantsa, fanjakana mitambatra ary etazonia, ary ireo amin'ny aksisy izay ahitana an'i alemaina, italia ar y japana.

    polonia. 17.09.1939, araka ny fifanarahana miavina nataon'i molotov (frss) sy ribbentrop (alemaina)

    ny ady lehibe faharoa dia avy amin'ny tsifahafaham-po natereaky ny famahana ny ady lehibe voalohany ary ny nofinofim-piitarana ary ara-pampanjanahan'ny firenena telo lehiben'ny aksisy. ny fiaingan'ny al2 dia ny fitambaran'ny ady an-trano espaniola nanomboka tamin'ny 1936, ny ady sinoa-japoney tamin'ny 1937 ary ny fanafihan'i alemaina an'i polonia tamin'ny septambra 1939. nanao fifanekena ny tsy hifanafika ny firaisana sovietika ary i alemaina nazi tamin'io fotoana io. nivadika tamin'ny sovietika ny alemàna taorian'ny fanafihana an'i polonia, ka lasa nifanafika indray ny frss sy alemaina.

    niditra an'ady i etazonia tamin'ny 7 desambra 1941 taorian'ny fanafihan'i japana an'i pearl harbor, hawaii.

    mitranga eny amin'ny zanatanin'ny firenena eoropeanina ihany koa ny ady. ao ny fanafihan'ny alemanina an'i libia, ny fanafihan'ny britanika ny firenena ao afovoany atsinanana ary koa ny fanafihany an'i madagasikara tamin'ny 5 mey 1942.

  • fahatongavana any amin'ny ady
  • mpiady
  • famintinana ny asa ara-miaramila
  • toeram-piadiana
  • fahafahana arak'adin'ny mpiady
  • eoropa tamin'ny fanjakazakan'ny nazi
  • azia atsinanana nanjakazakan'i japana
  • vokany ara-tantara
  • herisetra sy heloka bevava an'ady
  • fahasimbana ara-kolontsaina
  • jereo koa

Ny Ady Lehibe faharoa (AL2) dia ady mitam-piadanana maneran-tany izay naharitra nanomboka ny 1 Septambra 1939 hatramin'ny 2 Septambra 1945. Io ady eran-tany io dia nanohitra toby roa : ny mpiray dina izay ahitana ireo firenena tandrefana toa i Frantsa, Fanjakana Mitambatra ary Etazonia, ary ireo amin'ny aksisy izay ahitana an'i Alemaina, Italia ar y Japana.

Polonia. 17.09.1939, araka ny fifanarahana miavina nataon'i Molotov (FRSS) sy Ribbentrop (Alemaina)

Ny ady lehibe faharoa dia avy amin'ny tsifahafaham-po natereaky ny famahana ny ady lehibe voalohany ary ny nofinofim-piitarana ary ara-pampanjanahan'ny firenena telo lehiben'ny aksisy. Ny fiaingan'ny AL2 dia ny fitambaran'ny ady an-trano espaniola nanomboka tamin'ny 1936, ny ady sinoa-japoney tamin'ny 1937 ary ny fanafihan'i Alemaina an'i Polonia tamin'ny Septambra 1939. Nanao fifanekena ny tsy hifanafika ny Firaisana Sovietika ary i Alemaina nazi tamin'io fotoana io. Nivadika tamin'ny Sovietika ny Alemàna taorian'ny fanafihana an'i Polonia, ka lasa nifanafika indray ny FRSS sy Alemaina.

Niditra an'ady i Etazonia tamin'ny 7 Desambra 1941 taorian'ny fanafihan'i Japana an'i Pearl Harbor, Hawaii.

Mitranga eny amin'ny zanatanin'ny firenena eoropeanina ihany koa ny ady. Ao ny fanafihan'ny Alemanina an'i Libia, ny fanafihan'ny Britanika ny firenena ao Afovoany Atsinanana ary koa ny fanafihany an'i Madagasikara tamin'ny 5 Mey 1942.

Other Languages
Alemannisch: Zweiter Weltkrieg
žemaitėška: Ontra svieta vaina
беларуская (тарашкевіца)‎: Другая сусьветная вайна
Bislama: Wol Wo Tu
brezhoneg: Eil Brezel-bed
Chavacano de Zamboanga: Segunda Guerra Mundial
qırımtatarca: Ekinci Cian cenki
dolnoserbski: Druga swětowa wójna
emiliàn e rumagnòl: Secånda guèra mundièl
English: World War II
Esperanto: Dua mondmilito
estremeñu: II Guerra Mundial
Nordfriisk: Naist Wäältkrich
kriyòl gwiyannen: Ségonn Lagèr mondyal
Gàidhlig: An Dàrna Cogadh
客家語/Hak-kâ-ngî: Thi-ngi-chhṳ Sṳ-kie Thai-chan
Fiji Hindi: World War II
hornjoserbsce: Druha swětowa wójna
Kreyòl ayisyen: Dezyèm Gè mondyal
Bahasa Indonesia: Perang Dunia II
Patois: Wol Waar II
къарачай-малкъар: Экинчи дуния къазауат
Ripoarisch: Zweide Weltkresch
Lëtzebuergesch: Zweete Weltkrich
Lingua Franca Nova: Gera Mundal Du
لۊری شومالی: جٱنڳ جهونی دۏئم
Basa Banyumasan: Perang Donya II
Minangkabau: Parang Dunia II
Bahasa Melayu: Perang Dunia Kedua
မြန်မာဘာသာ: ဒုတိယ ကမ္ဘာစစ်
مازِرونی: جهونی جنگ دوم
Dorerin Naoero: Eaket Eb II
Plattdüütsch: Tweete Weltkrieg
Nedersaksies: Tweede Wereldoorlog
नेपाल भाषा: तःहताः २
norsk nynorsk: Andre verdskrigen
Norfuk / Pitkern: Werl War II
davvisámegiella: Nubbi máilmmisoahti
srpskohrvatski / српскохрватски: Drugi svjetski rat
Simple English: World War II
slovenščina: Druga svetovna vojna
српски / srpski: Други светски рат
Türkmençe: İkinji Jahan Urşy
ئۇيغۇرچە / Uyghurche: ئىككىنچى دۇنيا ئۇرۇشى
oʻzbekcha/ўзбекча: Ikkinchi jahon urushi
vepsän kel’: Toine mail'man soda
Volapük: Volakrig telid